Dépêches

I Nosy, 24 taona no voafidy hisolo tena ny Malagasy sy ny Diaspora ao Frantsa

16 Aogositra, 08h00. Izy no voasokajy tsara sy mendrika indrindra tamin’ireo mpifaninana 13 tamin’ny dingana famaranana ny fifaninana Miss & Mister Malagasy. Mbola eo am-pamaranana ny fianarany kosa izy amin’izao fotoana ary maniry ny hanao asa soa eto an-tanindrazana ny taona 2022.

Laisser un commentaire