DépêchesTsidika

Ankorondrano : Niova ho lalan-tokana

11 oktobra ; Mandritran’ny asa fametrahana ny « Pylones » ho an’ny tetikasa : « Transport par Câble » eny amin’ny faritra Ankorondrano sy Ivandry izay tanterahin’ny orinasa Colas, miova ho lalan-tokana ny « lalana Ravoninahitriniarivo » Ankorondrano miainga eo amin’ny Midi Madagasikara hatreo amin’ny Design Auto ary ny « lalana Hydrocarbure » Ivandry eo amin’ny Restaurant la Marée. Miatra nanomboka ny alatsinainy 09 oktobra ka hatramin’ny alatsinainy 06 novambra 2023 izany. 

Laisser un commentaire