Dépêches

Ambatolampy : Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona.

Dépêche 25 ocotbre, 13h30, Nisehoana fifandoanana ka nahatonga lozam-pifamoivoizana tao Ambatolampy. Noho ny fijanonanana fiara hafa tampoka tamin’ny sisin-dalana no tsy nahitan’ity mpitondra ity fiara hyundai ity ilay bisikileta rehefa andeha hisngona izy ka niteraka izao fifandonana izao. Namoy ny ainy vokatry ny fifandonana ilay raim-pianakaviana 22 taona nitondra ilay bisikileta raha ny vaovao voaray. Mitohy ny fanadihadiana ka ny tobim-paritra miandraikitra ny fifamoivoizana andalam-be Ambatolampy no manatanteraka izany.

Laisser un commentaire