Ambatolampy : Nahatratrarana vola sandoka mitentina 3.850.000ariary
29 Septambra, Telo mianadahy, nikasa hanaparitaka vola sandoka no saron’ny zandary tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambatolampy. Vola sandoka mitentina 3.850.000
Read More
29 Septambra, Telo mianadahy, nikasa hanaparitaka vola sandoka no saron’ny zandary tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambatolampy. Vola sandoka mitentina 3.850.000
Read MoreNy marainan’ny faha 21 Jona no nitranagan’ity loza ity izay nifandoman’ny fiara mpitatitra olona iray avy any Vangaindrano hihaazo an’
Read MoreDépêche 25 ocotbre, 13h30, Nisehoana fifandoanana ka nahatonga lozam-pifamoivoizana tao Ambatolampy. Noho ny fijanonanana fiara hafa tampoka tamin’ny sisin-dalana no
Read MoreNotohizana ny fanamboarana ny lalana rari-vato izay tsy vita tamin’ny taon-dasa ao amin’ny kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy, izay ataon’ny eo anivon’ny
Read MoreHetsika ara-java-kanto narahina fampirantiana marolafy no nentina nanamarihana ny hetsika « Fety Mimosa » tamin’ity taona 2022 ity, izay fanaon’ny faritr’I Vakinakaratra,
Read MoreVoasabotra tao Ambatolampy ireo roalahy mpisera basy izay samy any Menabe ny talata teo, araka ny angom-baovao. Marihina efa nisy
Read MoreAnisan’ireo toerana manan-tantara sy mahafinaritra eto Imerina ny rovan’Itsinjoarivo. Vitsy anefa ny mahalala ny fisian’izany Rova izany. Sahabo eo amin’ny
Read More07 Jolay, 10 h00, Efa misokatra ny »Alliance Française » ao Ambatolampy. Efa misy tolotra tahaka ny any amin’ny »Alliance Française »
Read More13 Aprily, 08h00. Mpanao afera taolam-paty iray no voasambotry ny zandary ao amin’ny Vondron-tobim-paritra Ambatolampy. Olona tsara sitrapo no nampandre
Read More23 Febroary, 11h00. Nahazo vaovao mahakasika ny halatr’omby ny kaompanian’ny zandarimaria Ambatolampy. Nanao vela-pandrika izy ireo ka nahatratra ny dahalo
Read More