Dépêches

Ambatolampy : Nahatratrarana vola sandoka mitentina 3.850.000ariary

29 Septambra, Telo mianadahy, nikasa hanaparitaka vola sandoka no saron’ny zandary tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambatolampy. Vola sandoka mitentina 3.850.000 ariary no tratra tao amin’izy ireo, tamin’izany. Tovovavy kely iray nirahana nividy zava-pisotro tamin’ny vola 20000ariary sandoka no nahatratrarana azy ireo, taorian’ny fanadihadiana nataon’ny zandarimaria ao Vakinakaratra.

Laisser un commentaire