Fihaonan’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny Tily
22 Septambra, 09h02. Nisy ny fihaonana sy fiofanana izay niarahan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny Filoha Tily eto Madagasikara, izay natao tany moramanga. Nolazainy tamin’izany fa faly izy nifampizara tamin’ireo Tily ary resy lahatra satria satria ny Tily dia manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy ny fitaizana ho olom-banona eto amin’ny firenenentsika.
