Dépêches

Fanokafàna ny CERAM Boeny

22 Septambra, 09h15. Nosokafàna ny talata faha 21 ny volana septambra lasa teo ny « CERAM » na CEntre Régional de l’Artisanat Malagasy, izany no natao dia mba hanamoràna ny famoahana sy ny fivarotana ny vokatra eo amin’ny sehatry ny asa tanana any Boeny. Hatsaraina ihany koa ny kalitaon’ny rofia eto Madagasikara mba hifanaraka amin’ny filan’ny mpanjifa rehetra ny asa tanana rofia vita Malagasy.

Laisser un commentaire