Dépêches

Tratra ny mpivarotra Heroine eny Antohomadinika

22 Septambra, 11h00. Tovolahy iray no tra-tehaka teo am-pikasana hitady mpividy heroine ary nahitana fatrana heroine roa tany aminy. Ity tovolahy ity no fantatra fa mpamatsy rongony amin’iny faritra Antohomadinika iny raha ny fantatra. 3000 ariray dia efa mahazo amin’izany karazana rongony izany. Nadoboka avy hatrany teny Antanimora ary mbola mitohy kosa ny fikarohana ireo namany sy ny mpamatsy azy.

Laisser un commentaire