Dépêches

Fifamoivoizana Antananarivo: Manaiky ny fandaminana avy amin’ny fiadidiana ny tanàna ireo fiara karetsaka.

Dépêche 13 octobre, 11h, Hampiroboroboana ny fampiasana ny teknolojia ka hampiasa ny “digitalisation” ny ireo fiara karetsaka miasa eto Antananarivo Renivohitra. Miisa 3412 no isan’ireo fiara karetsaka efa misitraka ny karatra licences nomerika ankehitriny. Niampy 472 izy ireo ary natolotra azy ireo tetsy amin’ny tranom-pokonolona Isotry izany. Araka ilay fiteny hoe ny omby indray mandry tsy indray mifoha dia mbola misy ihany ireo tsy mankasitraka ny fanadminana. Araka ny fanazavana anefa dia mba hahafahana manaraka ireo tena mpisehatra no antony hanaovana izao fizarana karatra izao ka ireo izay tsy manana izany ao aoriana ao dia handraisana fepetra mifanaraka amin’izay.

Laisser un commentaire