Dépêches

67 HA : Nitrangana fanafihana mitam-basy omaly hariva

25 May, 12h00. Nisy fanafihana nitam-basy teo 67Ha omaly tokony tamin’ny 7ora hariva teo. Lehilahy iray manodidina ny 60 taona no namoy ny ainy manodidina ny kianja filalaovana basket izay voatifitra in-telo raha ny volazan’ny manam-pahefana Raha ny fampitàna dia lehilahy mpanao »cashpoint » no norobain’ireo jolahy.

Laisser un commentaire