Voasambotry ny polisy ny lehilahy iray mpidoroka sy mpivarotra zava-mahadomelina
18 May, 14h15. Lehilahy iray no tratran’ny polisy noho ny resaka fivarotana sy fidorohana rongony tetsy Ampefiloha « la réunion kely ». Tokony ho tamin’ny 11 Ora téo no tra-tehakin’ny polisy ity lehilahy ity. Nahatratrarana fonosana rongony roa teny aminy. Noentina avy hatrany teo anivon’ny biraon’ny polisy izy nanaovana fanadihadiana mahakasika ity raharaha ity.
