Antontan’isa Covid-19 eto Madagasikara anio 17 may 2021:
18 May, 13h55. Miisa 573 no nanaovana fitiliana. 122 ny tranga vaovao. 221 no sitrana ary 1380 no mbola manaraka fitsaboana ka ny 245 amin’ireo kosa no tranga misy fahasarotana. Olona 3 no namoy ny ainy ho an’ny androany.
