Fanatanjahan-tena: Tonga eto Madagasikara ireo mpilalao avy any ivelany handrafitra ny CAN U23.
Dépêche 19 octobre, 13h, Ho fiatrehana sy fiomanana amin’ny CAN U23 dia efa tonga eto an-tanindrazana ankehitriny ireo mpilalao nafarana avy any ivelany handrafitra ny Barea CAN U23 hioamana amin’ny lalao. Ireo mpilalao eto an-toerana izay efa nanatanteraka ny fivondronana nanomboka ny 11 oktobra teo. Hanomboka araka izany ny fampivondronana sy ny fanazaran-tena hiatrehana ny lalao eto antoerana ny 21 oktobra izao. Ity lalao ity izay lalao hifantenana izay hiatrika ny lalao CAN U23 amin’ny taona 2023.
