Ladies Makis : Hifanandrina amin’ireo avy any Kenya mandritra ny fanokafana ny CAN
Ny ekipam-pirenena avy ao Kenya indray araka izany no hifanandrina voalohany amin’ny Ladies Makis mandritra ny lalao fanokafana ny CAN
Read More
Ny ekipam-pirenena avy ao Kenya indray araka izany no hifanandrina voalohany amin’ny Ladies Makis mandritra ny lalao fanokafana ny CAN
Read MoreDépêche 15 novembre, 13h, Nanoloana ny faharesen’ny Akio nandritra ny fifanindranana tamin’ny Côte d’Ivoire izay lavon’ity farany tamin’ny isa 40
Read MoreDépêche 19 octobre, 13h, Ho fiatrehana sy fiomanana amin’ny CAN U23 dia efa tonga eto an-tanindrazana ankehitriny ireo mpilalao nafarana
Read MoreDépêche 15 septembre, 15h, Ho tonga eto antanindrazana ireo mpilalao mpila ravin’ahitra handrafitra ny Barea U23 ny talata 20 septambra
Read MoreNanao fanambarana ny CAF (Confédération Africaine de Football) fa hanemotra any amin’ny volana janoary/febroary 2024 any ny fifanitsanana CAN 2023.
Read MoreNivoaka ihany ny lisitry ny mpifaninana rehefa nandalo fitsapana maromaro. Natao tao Yaoundé izany ny talata teo. Mizara vondrona enina
Read More« Tsy ny fitiavan-tenan’ny olona vitsivitsy no hanakana ahy tsy hanampy ny baolina kitra Malagasy mba hiverina ho reharehan’ny tanindrazako ». Izany
Read MoreRaraka, tsy tafiakatra amin’ny lalao “Coupe d’Afrique des Nations” na CAN ny Barea izay ekipam-pirenena Malagasy. Kivy ny ankamaroan’ny Malagasy,
Read More31 Martsa, 09h00. Tsy tafiakatra ho amin’ny lalaon’ny can2022 ny ekipam-pirenena Barea. Miomana amin’ny lalao hidirana amin’ny fifaninana amin’ny tompon-daka
Read MoreNy alakamisy 25 martsa 2021 lasa teo no nisy ny lalao nifanandrinan’ny Togo sy Comores. Nisaraka tamin’ny isa 0 no
Read More