CAN 2022 : Tontosa ny hatsapaka ny lisitry ny mpifaninana
Nivoaka ihany ny lisitry ny mpifaninana rehefa nandalo fitsapana maromaro. Natao tao Yaoundé izany ny talata teo. Mizara vondrona enina ireo ekipa 24 amin’izany izay mitsinjara, vondrona A misy an’i Cameroun, Ethiopie, Cap-Vert, Burkina-Faso, vondrona B misy an’i Zimbabwe, Malawi, Guinée, Sénégal, vondrona C: Comores, Gabon, Ghana, Maroc, ny vondrona D ahitana an’i Soudan, Guinée-Bissau, Egypte, Nigéria, ,ny vondrona E: Guinée-Equatoriale, Sierra-Léone, Côte d’Ivoire, Algérie ary ny vondrona F: Gambie, Mauritanie, Mali, Tunisie. I Cameroun sy Burkina-Faso no hifanadrina amin’ny lalao fanokafana.
