SocialTatitra

Corée du Sud : Lehilahy iray nahita 80 000 Euro tao amban’ny vata fampangatsiahana efa niasa novidiny

Tao amin’ny aterneto no nividianan’ity lehilahy coréen iray ity ny vata fampangatsiahana. Rehefa teo am-pelantanany izany dia nisy lelavola 80 000 Euro na 10 tapitrisa Wons tao ambaniny. Tazonin’ity lehilahy ity ny volar aha tsy hitan’ny mpitandro ny filaminana ny tompon’izany raha ny loharanom-baovao. Manana enim-bolana ny tompon’ity vola ity hakana izany raha ny fanazavana. Ny fiandoan’ny volana aogositra teo moa no niseho ity tranga ity.

Laisser un commentaire