Corée du Sud: Nahafaty olona maro ny fiakaran’ny rano tao an-toerana
Faritra maromaro tao Corée du Sud no nisedra andro ratsy sy ora-nikija. Manoloana izany dia tondraka ny rano, nisy ny
Read More
Faritra maromaro tao Corée du Sud no nisedra andro ratsy sy ora-nikija. Manoloana izany dia tondraka ny rano, nisy ny
Read MoreTena tia horonantsary mampatahotra sy mampihoron-koditra ary fanadihadiana momba ny mpamono olona na « serial killer » i Jung Yoo-jung. Manoloana izany
Read MoreNisehoana fifanosehana nandoza tao amin’ny tanànan’i Itaewon tao Séoul ny 29 oktobra teo nandritra ny fankalazana ny « Halloween ». Olona 153
Read MoreAdidy tsy maintsy ataon’ny lehilahy tomombana rehetra latsakin’ny 30 taona ao Corée du Sud ny « service militaire ». Tsy maintsy manatontosa izany
Read MoreLasa olo-malazan’ny taranja Billard i Sruong Pheavy tao anatin’ny taona vitsivitsy monja. Teraka tao amin’ny faritanin’ny Tbong Khmum tao Cambodge
Read MoreNamoy ny ainy teo amin’ny faha 90 taonany ny talata teo i Chun Doo-hwan, mpitondra an’i Corée teo aloha. Tao
Read MoreNapetraka tao amin’ny valan-javaboahary olympika an’i Séoul nanomboka ny alatsinainy 25 oktobra teo ilay saribakoly mirefy 4 metatra tamin’ny horonantsary
Read MoreMbola ambavan’ny maro amin’izao fotoana hatrany ny « Squid Game ». Anisan’ny marika iray lehibe ahafantarana ny horonantsary ilay saribakoly iray lehibe.
Read More23 000 euro farahakelin’ny karaman’ireo olo-malaza any ivelany. Efa mahatratra 8 tapitrisa dollars isan-taona kosa izany ho an’ireo mpikambana ao
Read MoreNanambara ny banky foibe an’i Corée du Sud ny alakamisy teo fa niakatra ny tahan’ny zana-bolan’izy ireo. Firenena voalohany amin’ireo
Read More