Etats-Unis : Sazy 18 volana an-tranomaizina no mety ho azon’ilay mpikirakira fitaovam-piadiana tao anatin’ny horonan-tsary « Rust »
Sazy 18 volana an-tranomaizina no mety ho azon’i Hannah Gutierrez-Reed, ilay mpikirakira ny fitaovam-piadiana, nandritra ny fanodinana ny horonan-tsary « Rust »
Read More