Barea U23 : Efa nanomboka ny fanazaran-tena ho an’ireo mpilalao eto an-toerana
Dépêche 15 septembre, 15h, Ho tonga eto antanindrazana ireo mpilalao mpila ravin’ahitra handrafitra ny Barea U23 ny talata 20 septambra izao hiatrika ny fanazaran-tena. Etsy andaniny anefa dia efa ao anaty fanazaran-tena tanteraka ireo mpilalao eto an-toerana izay miomana amin’ny fifanintsanana ho amin’ny lalao CAN.
