Dépêches

Nahazo ny “kit scolaire” ihany koa ny EPP Andrononobe sy Ankadikely

07 Septambra, 08h40. Mitohy hatrany ny fizarana ny « Kit Scolaire » any Avaradrano ka anahzo ny anjarany ny EPP Andrononobe sy ny EPP Ankadikely. Notronin’ny Ben’ny tanàna Rajaonah Rija sy ireo Ekipany izany fanolorana fitaovam-pianarana izany. « Hisitraka izao fanomezana izao avokoa ny EPP miisa 16 ato anatin’ny ZAP telo mandrafitra ny Kaominina Ankadikely Ilafy » hoy ny avy ao amin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena.

Laisser un commentaire