Dépêches

Moramanga, Ambohibary: Filaharam-be vao maraina ny famonjena ny tolotra ara-pahasalamana

07 Setambra, 09h10. Anisany Faritra andalovan’ny « Caravane Médicale » ny Faritra Alaotra Mangoro. Ny 06 septambra vao maraina dia efa filaharam-be sahady ny ety amin’ny kaominina Ambohibary izay hanataterahana izany. Tonga maro ny vahoaka hijery ny fahasalamany. Marihina hatrany fa maimaimpoana ireo tolotra rehetra amin’ity « caravane médical » ity.

Laisser un commentaire