Barean’ny Madagasikara
31 Martsa, 09h00. Tsy tafiakatra ho amin’ny lalaon’ny can2022 ny ekipam-pirenena Barea. Miomana amin’ny lalao hidirana amin’ny fifaninana amin’ny tompon-daka eran-tany indray araka izany isika amin’ny volana jiona ho avy izao.