Dépêches

Sekoly tsy miankina : Misy manafoana ny kilasy taona faha 11

dépêches 14 septembre, 15h, Misy amin’ireo sekoly tsy miankina no nanafoana ny kilasy taona faha 11 na ny « classe de première » mba hanamaivanana sandan’ny fampianaran-janaka ho an’ny Ray aman-Dreny. Amin’ireo sekoly tsy miankina ireo izany dia roa taona ny fianarana ao amin’ny ambaratonga fahatelo na ny eny amin’ny lycée izany. 

Laisser un commentaire