Dépêches

Dépêche du 16h00 18 Juillet – Baolina kitra : Any Mahajanaga no atao ny fampivondronana ho  fiomanana  ho an’ny lalaon’ny Nosy

Fantatra  nandritra ny fihaonana teo amin’ny tompon’andraikitry yn Ministeran’ny Tanora sy ny fantanjahan-tena sy ny mpitantana ny Barea omaly fa any Mahajanga no atao ny fampivondronana ny Barea hiatrika ny lalaon’ny Nosy. Hisy ihany koa ny  lalao ara-pirahalahiana amin’i Mayotte sy Kenya.

Laisser un commentaire