Dépêches

Fampianarana ambony

Fananganana sehatra fikarohana nomerika. Nisy ny atrikasa fandraisan’anjaran’ny fandrafetana ny filana amin’ny famolavolana sehatra fikarohana nomerika notanterahina tetsy Andrainarivo, omaly. Hetsika vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ny Akademia Belzika momba ny Fikarohana sy ny Fampianarana ambony (ARES) ao anatin’ny fandaharan’asa fanohanana andrim-panjakana faharoa natao hanohanana ny fikarohana.

Laisser un commentaire