Dépêches

Fifanintsanana amin’ny CHAN : Ho tanterahina amin’ny kianja Barea Mahamasina ny lalao miverina

29 Aogositra, 17h00, Ho tanterahina eo amin’ny Kianja Barea ny lalao miverina izay hifantrehan’i Madagasikara sy Botswana amin’ny lalao fifanintsanana amin’ny CHAN, izay atao ny 2 septambra ho avy izao. Raha ny lalao farany dia lavon’ny barean’i Madagasikara tamin’ny 1 no 0 ny ekipan’i  Botswana tamin’ny alalan’ny baolina tafiditr’i Drogba nandritra ny fizaram-potoana voalohany

Laisser un commentaire