Passer au contenu
Tsidika

  • Actualités
  • Tatitra
  • Conseil
  • Sport
  • Politique
  • Social
  • Archives
  • Credits
  • Contact
Dépêches

Fanadinana ofisialy 2024: Ny bakalorea ankapobeny ny 22 hatramin’ny 26 Jolay.

Arthur Ulrich avril 17, 2024avril 17, 2024 0 Comments 22-26 Jolay2024, Candidats libres, Fanadinana ofisialy 2024

Nanomboka ny 13 febroary 2024 ny fisokafan’ny fisoratana anarana ho an’ny bakalorea 2024 ary maharitra hatramin’ny 26 aprily 2024, na enina herinandro ny fisoratana anarana ho an’ireo mpiadina. Eny amin’ireo renivohi-paritra ihany no hisy ny foibem-panadinana, ho an’ireo « Candidats libres ».

  • Mayotte : Namerina nanangana ny hetsika « Wuambushu » indray ny governemanta, ho enti-miady amin’ny ady an-trano sy ny fifindram-monina tsy ara-dalàna
  • Ambohimanambola : Misy ny fanadihadiana isan-tokantrano mahakasika ny fitantanana sy fifehezana ny rano

Vous pourrez aussi aimer

Antsohihy: Trano fandraisam-bahiny iray may

Arthur Ulrich octobre 17, 2023octobre 17, 2023 0

Entana 50 kaontenera ho an’ny Madagasikara

Arthur Ulrich octobre 13, 2023octobre 13, 2023 0

Fahasalamana :  Hampitomboina ny fanentanana amin’ny fanaovanan vaksiny miaro amin’ny covid-19

Arthur Ulrich septembre 20, 2022septembre 20, 2022 0

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

Dépêches

  • juin 2, 2026
    Hiatrika lalao amical lehibe ny ekipam-pirenena Malagasy anio, hifandona amin’i Maroc any Rabat. Hanomboka amin’ny 20:00 ora Madagasikara ny lalao Fotoana iray lehibe ho an’ny Barea hanamafisana ny traikefa sy hitsapana ny tanjany manoloana ekipa matanjaka, ho fiomanana amin’ireo fifaninanana ho avy […]
  • juin 2, 2026
    Mitohy manerana ny Nosy ny fikarakarana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-66 nahazoana ny fahaleovantena. Anisan’izany ny fanadiovana ny tanàna, fanamboarana lalana amin’ny toerana sasany, fanazaran-tenan’ny tafika sy ireo handray anjara, ary koa ny fanatsarana ny bika aman’endriky ny renivohitra sy ny faritra samihafa. […]
  • mai 26, 2026
    Misy ny fahavakisana ny fantson-dranon’ny JIRAMA eo akaikin’ny Delta Hôtel Antanimena ny marainan’ny Zoma 22 May 2026. Vokatr’izany dia tapaka ny làlana avy eo amin’ny Auto-pièce RHS Behoririka mihazo ny Chocolaterie Robert Antanimena. Ho fandrindrana ny fifamoivoizana dia nametraka  » déviation  » mandalo Landis mivoaka Immeuble Santa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Hentanina ny rehetra hanaja ny toromarika sy ny lamina apetraky ny mpitandro filaminana,mba hisorohana ny fitohanana sy hanamorana ny fivezivezena. Loharano: CUA […]
  • mai 26, 2026
    Nidina ifotony teny Ambohitrakely sy Andrainarivo ireo tompon’andraikitra hanitsy ireo tsena sy toeram-pisakafoana manarona ny lalana an-tongotra, ary koa ireo fiara mijanona tsy ara-dalàna na “épaves” manelingelina ny fifamoivoizana. Nesorina avy hatrany ireo fitaovan’ny mpivarotra napetraka anaty arabe, indrindra manodidina ny Rond-point Ambohitrakely, noho izy ireo mety hampidi-doza ho an’ny mpampiasa lalana. Nomena fe-potoana 48 ora ihany koa ireo tompona fiara simba na mijanona amoron-dalana mba hanesorana izany. Raha tsy manaraka ny toromarika dia handray fepetra ny CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hampilamina ny fifamoivoizana sy hanomezana toerana malalaka sy azo antoka ho an’ny mpandeha an-tongotra. CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. […]
  • mai 15, 2026
    Sambany no hisy vehivavy Malagasy handray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny PMGO Africa Finals eo amin’ny taranja PUBG Mobile. I Onintsoa ‘OFFSET’ Fitiavana, mpilalao ao amin’ny ekipa Four Strengths, no hitondra izany faneva izany. […]
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930  
« Mar   Mai »

Archives

  • Actualités
  • Conseil
  • Tetik’asako
  • Social
  • Sport
  • Tatitra
  • Credits

Les articles Recents

  • Barea miatrika an’i Maroc androany ! juin 2, 2026
  • Fanomanana ny fetim-pirenena (26 Jona) juin 2, 2026
  • Fanovana vonjimaika ny rindran-damina amin’ny fifamoivoizana eo Behoririka mihazo an’Antanimena mai 26, 2026
  • 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘀𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 𝗙𝗮𝗻𝗶𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗹𝗶𝗻𝗴𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 mai 26, 2026
  • VEHIVAVY MALAGASY NANDRAY ANJARA AMIN’NY PUBG mai 15, 2026
  • ASCENSION NY 14 MEY mai 15, 2026
  • Hovaina “hybride” ny bozaka ao amin’ny kianja Mahamasina. mai 12, 2026
  • 𝗩𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻 »𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟳 𝗮𝘃𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 MENAKA »Fuel ». mai 12, 2026
  • Tanora malagasy iray no nahavita zava-baovao tamin’ny famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny rano. mai 11, 2026

Copyright © 2023 Tsidika. Tous droits réservés.