Dépêches

Henri Ratsimbazafy: Fotoam-pivavahana no nanamarihany ny faha-90 taonany

Dépêche 30 mars, 12h, Feno 90 taona omaly ny mpnakanto Henri Ratsimabzafy izay nisafidy ny hankalaza izany amin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana izay natao tao amin’ny FJKM Ankadifotsy. Niarahany tamin’ny fianakaviany sy ireo namany, nahitana ihany koa ireo mpanao politika sasan-tsasany sy ireo mpitondra fivavahana isan-tsokajiny. Ankoatra izany dia hetsika maromaro no hankalazana izany faha 90 taonany izany. Ny tena miavaka indrindra amin’izany dia ilay fampisehoana lehibe izay hotanterahina ny alahady izao ao amin’ny CC Esca Antanimena.

Laisser un commentaire