Covid-19 : Antontan’isa ny 16 aprily hatramin’ny 22 aprily
25 Aprily, 08h00. 31 ny trangan’ny tsimok’aretina hita teo Madagasikara ny herinandro lasa teo. Ny 30 tamin’ireo dia hita teo amin’ny faritra Analamanga avokoa raha tao tao Antsinanana ny iray. 58 kosa ireo manaraka fitsaboana hatramin’ny niatombohan’ity andiany ity. 17 amin’ireo no tranga misy fahasarotana.
