Praiminisitra Christian Ntsay
31 Martsa, 12h00. Nanamafy ny tokony hitandroan’ny tsirairay ireo fepetra sakana amin’ny fielezan’ny Covid-19 ny praiminisitra Christian Ntsay. Natao izany mba hisorohana ny fakana fepetra mafimafy kokoa, tokony hiezaka ny tsirairay hitandrina.
