Faratsiho: Renim-pianakaviana nitsoraka tao ambany fiara
10 Aoogositra, 09h12. Renim-pianakaviana iray, mpivarotra ao Faratsiho no avy hatrany dia nitsoraka tao ambany pneu-na semi-remorque. Maty tsy tra-drano ny marainan’ny zoma lasa teo ilay renim-pianakaviana.
