Antsirabe : Mpianatra nilatsaham-potaka
16 Novambra, 09h00. Ankizy miisa 03 avy ao Ambalavao no maty nilatsaham-potaka ny 15 novambra 2021 lasa teo. Roa mpianatry ny Technique, ny iray kosa mpianatry ny lisea, iray hafa mbola manaraka fitsaboana.