Dépêches

Maty ny mpimasy mpamatsy ody ao Ankorosatra

16 Novambra, 08h10. Namoy ny ainy ilay mpimasy mpamatsy ody ny dahalo avy ao amin’ny Distrikan’Imanja. Raha iny nasain’ny Zandary nanoro ny namany iny ilay vehivavy vao 35 taona monja voalaza fa mpimasy dia rifatra nitsoaka ka tsy maintsy notifirina ary maty tsy tra-drano. Ny fokonolona ao Ankorosatra no nikarakara ny fandevenana ity mpimasin-dahalo ity

Laisser un commentaire