Dépêches

Moramanga : Nomena fanampiana ireo traboina

27 Janoary, 12h00. Olona maherin’ny 850 no traboina tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Moramanga. Nitsinjara tao amin’ny EPP Ambarilava, Ankadibe sy  Zanabahoaka izany. Nomena fitsaboana maimaimpoana ireo fianakaviana ireo ary mbola nisitraka akanjo, vary, koba aina, sy kojakoja isan-karazany toy ny bodofotsy avy amin’ny filoha ihany koa.Etsy ankilany dia mbola hozaraina tosika fameno mitentina 100 000 Ar ihany koa ny isam-pianakaviana tra-doza. Ankoatra izay dia hisy ihany koa ny fanomezana fitaovana sy masomboly ny tantsaha niharan’izany.

Laisser un commentaire