Lozam-pifamoivoizana, lehilahy roa nofohan’ny fiara
10 Martsa, 10h00. Lehilahy roa no voandonan’ny fiara tao Alavarano ny 8 martsa teo. Maty tsy tra-drano ny iray tamin’ireo ary efa klarakaraina eny amin’ny hopitaly kosa ilay lehilahy iray.