Andro maneran-tany ho an’ny angano : Hisy ny fiofanana manokana
17 Martsa, 12h00. Ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny angano dia hisy fampihofanana sy fitantarana Angano eny amin’ny an-tsekoly sy eny amin’ny tranomboky rahampitso 18 martsa. Hitohy amin’ny fizarana mari-pankasitrahana izany ny 19 martsa izao.
