ActualitésTsidika

Ireo mpikambana ao amin’ny goverinemanta fahaefatra tarihin’Andriamatoa Christian Ntsay

Minisitry ny fiarovam-pirenena : Léon Jean Richard Rakotonirina

Minisitry ny raharaham-bahiny : Richard Randriamandranto

Minisitry ny filaminam-bahoaka : Rodellys Fanomezantsoa Randrianarison

Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola. : Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison

Minisitry ny Fitsarana : François Rakotozafy

Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana : Justin Tokely

Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fananan-tany : Pierre Holder Ramaholimasy

Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo : Andry Ramaroson

Minisiteran’ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana : Fidiniavo Ravokatra

Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria , ny Varotra sy ny Fanjifana : Edgard Razafindravahy

Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena stratejika : Olivier Rakotomalala

Minisitry ny Asam-panjakana : Jerry Hatrefindrazana

Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro : Roland Ranjatoelina

Minisitry ny Fizahantany. : Joël Randriaandranto

Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana : Gisèle Ranampy

Minisitry ny Asa-tanana sy ny Hai-tao : Sophie Ratsiraka

Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka : Arivelo Zely Randriamanantany

Minisitry ny Mponina, Fiahiana ara-tsosialy ary Fampivoarana ny Vehivavy : Princia Soalifira

Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Maharitra :Orléa Vina

Minisitry ny Fampiroboroboana sy fanovàna ny haitao ara-kajy mirindra : Tahiana Razafindrambalo

Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika : Elia Béatrice Assoumacou

Minisitry ny Fanabeazam-pirenena : Mrie Michelle Sahondraharimalala

Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa : Gabriella Vavitara Rahantanirina

Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana : Harifidy Ramilison

Minisitry ny Jono sy ny toe-karena manga : Paubert Mahatante

Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina : Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo

Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena : Roberto Tinoka

Minisitra Lefitry misahana ny fiompiana : Dr Raymond

Sekreteram-panjakana misahana ny Tanàna Vaovao sy ny Trano fonenana ho an’ny Fiadidiana : Gérard Andriamanohisoa

Sekreteram-panjakana misahana ny Gendarmerie Nasionaly : Serge Gellé

Laisser un commentaire