Ambohidratrimo : Manomboka ny adina ara-panatanjahan-tena amin’ny BEPC
09 May, 12h00. Manomboka androany ny adina ara-panatanjahan-tena ho an’ny fanadinam-panjakana BEPC ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Ao anatin’ny fanomanana izany kosa ireo distrika sasany.
