Toamasina : Tsaho ihany ny fampielezana hala-jaza sy halatra taova hoy ny tompon’andraikitra
09 May, 10h00. Tsaho fanahiniana nahely ny filazana fa misy ny hala-jaza sy halatra taova ao Toamasina hoy ny mpikambana ao amin’ny OMC (Organe Mixte de Conception) nandritra ny valan-dresaka ho an’ ny mpanao gazety omaly maraina. Nanambara kosa ny « Procureur » fa mandray ny loharanom-baovao marim-pototra avy amin’ny tsara sitrapo ny mpitandro filaminana ary niantso ny tsirairay mba hampilaza izy raha sanatria ka mahita na manana porofo mahakasika io tranga io.
