Dépêches

Ministeran’ny fahasalaman-bahoaka : Hanatontosa fambolen-kazo

31 Martsa, 13h15. « Fambolen-kazo fanarenana loharano, antoky ny fiveloman’ny mponina ». Mivoy izany lohahevitra izany ihany koa ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo rantsa-mangaika ao aminy ary manana ny tanjona fandrakofana ala an’i Madagasikara. Manoloana izany dia hanatontosa fambolen-kazo izy ireos amin’ity anio ity ao Manakavaly izay ho tarihin’ny Minisitra Zely Arivelo Randriamanantany. « Izay mamboly hazo manavotra Firenena, izay mandoro ala, mandoro Tanindrazana ».

Laisser un commentaire