Asam-panjakana : Nahazo solotena vaovao avy amin’i France i Madagasikara
dépêche 9 septembre, 15h30, I Isabelle Delattre indray no masoivohon’ny France vaovao eto Madagasikara. Hiezaka ny hanohy ireo vinan’asa efa nipetraka teo aloha ary himasoana kokoa ny tontolo ambanivohitra ao anatin’izany rehetra izany.
