Dépêches

Morombe: Tratra ireo roalahy naka ny mason’ilay lehilahy tao Behorinkazo.      

                                         

Dépêche 06 décembre, 16h, Vantany vao naheno ny vaovao mahakasika ny tranga na fangalarana voamaso ny miaramila dia nanao ny haza lambo avy hatrany. Nisehoana fangalarana voamaso indray tao Behorinkazo, kaominina Antongo Morombe. Lehilahy sahabo eo amin’ny 25taona eo no tratran’izy ireo tamin’izany ary tsy misy ahiana kosa ny ainy. Voasambotra kosa ireo roalahy nahavanondoza izay hangatahan’ny be sy ny maro ny hanesorana ny masony ihany koa. Saingy tany tan*-dalàna i Madagasikara ka tokony fadiana ny fitsaram-bahoaka.

Laisser un commentaire