Dépêches

Kaominina Antananarivo renivohitra : Nisy ny fizarana « kaly mifanampy » ho an’ny mponina

16 Aogositra, 15h10, Mponina sahirana miisa 200 isaky ny boriboritany enina teto amin’ny kaomina Antananarivo no nisitraka ny hetsika fizarana kaly mifanampy, izay natao tamin’ny faran’ny herinandro iny. Ao anatin’ny tetikasa « kaly mifanampy » dia misy ihany koa ny fiaraha-mientana amin’ireo mponina amin’ny asa fanadiovana ny tanàna sy ny fanalana fako isaky ny fokotany.

Laisser un commentaire