Dépêches

Fifaninana tompon-dakan’i Madagasikara eo amin’ny lalao fanorona

18 Oktobra, 07h30. Tontosa omaly , tao amin’ny kianja ny kanto Mahamasina ny lalao famaranana ka i Andriantsarafara Jean Marie(Zama be). Mpilalao avy any Matsiatra Ambony no tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny sokajy 1, lalao izay nandreseny an’i Ratsimisata Eugène avy eto Analamanga. Teo amin’ny sokajy faha 2 kosa dia i Andrianandrasana Ratavilahy no tompondaka.Teo amin’ny sokajy faha3 dia i Rakotonirina Hajamalala no tompondaka. Notolorana fankasitrahana avokoa ireo nandray anjara rehetra teo amin’ny lalao famaranana

Laisser un commentaire