Dépêches

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’ny RN 1

20 Desambra, 08h00. Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina ny alahady teo nanodidina ny 4 ora maraina teny Andranomena, Ambatonapoaka, faritra isarahan’Imerintsiatosika amin’ny Arivonimamo. Fira fitateram-bahoaka Kofimandidy iray avy tany Tsiroanomandidy no nifandona tamina Fiara “Fourgon” nifanena taminy. Maromaro ireo maratra mafy tamin’izany ary efa nalefa ao amin’ny Hopitaly HJRA

Laisser un commentaire