Dépêches

Nisehoana lozam-piarakodia tany lalam-pirenena voalohany

29 Novambra, 08h30. BMW iray avy nijery « run »tany Arivonimamo no niharan-doza aloha kelin’ny hidirana an’Imerintsiatosika raha avy any Antananarivo. Nandeha mafy ity fiara ity ary tsy nahatana familiana ka izay no nahatonga ny loza. Tsy nisy fiara nifandona taminy fa nidona tamin’ny hazo tamin’ny sisin-dalana ary nanao « Tête-à-queue » ilay fiara. Naratra ily tovolahy nitondra ny fiara, ary ilay tovovavy niaraka taminy kosa tena naratra mafy ary efa nalefa eny amin’ny hopitaly.

Laisser un commentaire