Dépêches

Baolina Kitra : Nibata ny amboaran’i Madagasikara ny Elgeco Plus

04 Jolay, 08h00. Nobatain´ny Elgeco Plus ny amboaran´i Madagasikara rehefa avy nandavo ny Fosa Juniors tamin´ny isa 1 noho 0 izy ireo. Baolina tokana tafiditr’ i Tsila teo amin´ny minitra faha 55 no nandefa ny ekipany hiatrika ny amboaran´ny Afrika isan-tarika. Mivalona eo aloha izany ny fifaninanana Nasionaly fa dia hitodika any amin´ny Cosafa sy ny CHAN ary ny Beach Soccer indray ny mason´ny mpankafy.

Laisser un commentaire