Dépêches

Fakana an-keriny : Jiolahy roa lavon’ny manam-pahefana

04 Jolay 09h00. Jiolahy 02 saika hamoaka ny naman’izy ireo voatazona ao amin’ny fonjan’i Moramanga voarohirohy amin’ny raharaha fakana an-keriny no lavon’ny mpitandro filaminana ny marain’ny 2 jolay teo tokony ho tamin’ny 04 ora. Tratra tamin’izany ny fitaovam-piadiana sy ny ody gasy fampiasan’izy ireo.

Laisser un commentaire