Dépêches

RN44 lot2 : 45% ny asa no vita

04 Jolay, 09h30. Taorian’ny fahavitan’ny RN44 lot 1 Marovoay-Amboasary, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny lalana RN44 lot 2 mampitohy an’Amboasary sy Vohidiala ireo delegasioninan’ny minisiteran’ny Asa Vaventy. Efa mahatratra 45% ny fandrosoan’ny asa ary nandritra ny fivoriana izay natao dia nisy ireo toromarika nomena ny orinasa CRBC hanenjehana ny asa izay nisy fahatarana nohonn’y fandalovan’ireo rivodoza sy andro ratsy.

Laisser un commentaire