Ambatondrazaka: Naiditra amponja vonjimaika ilay zandary nitifitra olona nifamaly taminy
12 Janoary, 10h30. Naiditra am-ponja vonjimaika ilay zandary nifamaly sy niady tamin’olona ary nitifitra sy nandratra azy tamin’ny basim-panjakana fentiny niasa tao Ambatondrazaka. Natolotra ny fampanoavana tao an-toerana ny 11 janoary 2022 teo ny tenany.
